stkilanivato | 28 Avril, 2006 11:34
Tovo | 08/05/2006, 12:09
Rotsy | 11/05/2006, 07:21
Inona koa hansiana ry Tovo?? tsy asiana ve no tianao ambara? mananihany fotsiny aho fa tsara mihitsy izao manana blog tsika satria izao za aty alavitra aty tsy afaka miresaka amin'ny STK mihitsy raha tsy misy zavatra ohatran'izao!
Tovo | 11/05/2006, 12:26
manao ahoana i Rotsy,inona no vaovao any USA, ianao ve any mba miditra @ ireny sampana tanora kristiana ireny, dia inona avy no mba mampiavaka ny activité ataonareo any sy ny taty.Efa hivelomina indray izao ny rantsana Anglais sy sy français ato STK;izay no vaovao farany aty,dia be ankizy vaovao koa ka.
Willivas | 14/05/2006, 09:49
Izay mihintsy no antony nanaovana ity takelaka ity, mba ahafahan'ny rehetra mandefa soso-kevitra sy mifanakalo hevitra. Mirary soa ho antsika rehetra
Annie | 24/07/2006, 11:05
manana an'i Tompo isika noho izany tokony handresy foana,ka aza kivy ry namana fa satana mitady antsika isan'andro @ fomba rehetra ka noho izany miambena,dia aza adino fa tanora KRISTIANA ianao.
Naina | 12/11/2006, 09:28
Manao ahoana daholo ry zareo a.Mila mianatra hira tsara isika mba ho voninahitr'Andrimanitra.Amen
vaosolo | 13/01/2007, 08:05
tanteraka v ny anaran'io olona manao akanjo grenat b tsy mitovy am retra retra i ?
vaosolo | 13/01/2007, 08:08
Ary Saholy( vadin'i Mahefa) kosa mazoto an, mahereza manompo ny Tompo akia a
| « | Juillet 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Lu | Ma | Me | Je | Ve | Sa | Di |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||
miarahaba antsika rehetra @ anaran'ny tompo.Ny soso-kevitra dia haroso dia ny hanasian-tsika sary ity blog ity,dia ny hansiana tenin'ny soratra masina isan'andro