stkilanivato | 28 Avril, 2006 11:34
stkilanivato | 28 Avril, 2006 10:53

stkilanivato | 26 Avril, 2006 14:39
Isaorana Andriamanitra mbola manome antsika hatrany ny fahasoavany.
Ny Sampana Tanora Kristiana ILANIVATO dia sampana velona iray ao anatin'ny fiangonana FJKM ILANIVATO. Io sampana io dia natao indrindra hitaizana ny tanora amin'ny lafiny rehetra na ara-batana na ara-tsaina ary indrindra indrindra fa ny ara-panahy.
Ankehitriny dia misy mpikambana 80 ao anatin'ny sampana. Mikasika ny rantsana ao anatiny indray dia mizara 3 lehibe izy ireo:
1. Ny rantsana Hira izay ahitana ny antokompihira
2. Ny rantsana Fanatanjahatena
3. Ny rantsana Kolontsaina izay misy : ny teny vahiny (Anglisy sy Frantsay) sy ny Kabary
Ankoatr'ireo rantsana telo ireo nefa dia misy ny komity manokana miandraikitra ny ara-panahy satria zava-dehibe hiankinan'ny ain'ny sampana io ka tsy azo atao ambanin-javatra.
Dia mirary soa ho anao izay mitsidika ity takelaka ity.
stkilanivato | 26 Avril, 2006 14:28
| « | Juillet 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Lu | Ma | Me | Je | Ve | Sa | Di |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||